|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sinda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fialana manalavitra, fihatahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de s'éloigner, de s'écarter un peu [1.3]
5 action de s'éloigner, de se tenir à l'écart [1.196]
Ohatra  6  Kanefa tsy sinda, fa montsana amy ny taolany sy momoka amy ny nofony; [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)21  sinda
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 Ce serait le nom d'un arbre d'après Dandouau. [Merina] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  25 sandy, sinda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09