Entrée sikajy
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola izay lasiroa sy ilavoamena no sandany (0Fr 60): Sikajy telo (1Fr 80), sikajy dimy (3Fr 00) [1.1]
Exemples Kirobo an-dafin-tsaha
sikajy an-konahona
[2.131]
Vocabulaire 
Mots composés 
Titres Ny Sikajin' i Dadabe
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31