Entrée | sesefana (sesika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo ¶ Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Autres orthographes | sesehana | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |