Entrée serizà-sefo
Partie du discours expression
Définition malgache [fr. sergent-chef] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà izay amboniny sy ny serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny martre faharoa, kilasy voalohany [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: sergent-chef.

2009/12/09