Entrée seri
Partie du discours nom
Définition malgache [fr. sergent] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà-sefo amboniny sy ny kaporaly-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître faharoa kilasy faharoa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: sergent.

2009/02/23