Entrée senoka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Dérivés 
 
Synonymes senotsenoka

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31