|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sendrasendraina |
| Fototeny | 2 sendrasendra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vinavinaina ara-keviny:
5 Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao 6 Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: 7 Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 isendrasendrana, sendrasendraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|