|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sendikà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa
[1.1] 4 fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 syndicat
[1.13] |
| Ohatra |
6 Malalaka ny fidirana aminà sendika.
[1.320]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | sendikà, 8 sikenda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|