Entrée selarana (selatra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy
¶ Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara [Rajemisa 1985]
Morphologie 
selarana
selarako
selaranao
selarany
selarantsika
selaranay
selaranareo
selaran'
selaran-
selaram-
selara-
noselarana
noselarako
noselaranao
noselarany
noselarantsika
noselaranay
noselaranareo
noselaran'
noselaran-
noselaram-
noselara-
hoselarana
hoselarako
hoselaranao
hoselarany
hoselarantsika
hoselaranay
hoselaranareo
hoselaran'
hoselaran-
hoselaram-
hoselara-
selaro

Mis à jour le 2011/10/25