Entrée satokoa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo) [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31