|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sasanangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ampahatelon'ny ariary taloha, izany hoe lasiray sy kirobo sy lavoamena (1 Fr 60).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 le tiers d'une piastre
[1.3] |
| Ohatra |
5 Vary iray raha mora ny taona, dia sasanangy;
[2.48]
|
| Voambolana | 6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 7 sasanangy samy hafa |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|