|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-manta |
| Singan-teny | 2 sarotra, 3 manta |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Olona toy ny tsy henina rambola manta ny sakafo, nefa tsy mahomby nony masaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qui trouve qu’on ne fait pas cuire assez de nourriture, et qui cependant ne peut achever sa ration
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 7 manatsora, saro-manta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|