|
|
|
|

Teny iditra1 saro-kibokibo
Singan-teny  2sarotra, 3kibokibo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny. [1.1]
Tovy hevitra  6saro-kitikitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12