Entrée | sarintany | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy [Rajemisa 1985] | |
¶ sarintany notsorina: sarintany natao mba ho azon'-ny olon-drehetra ampiasaina ¶ sarintany raikitra: sarintany ekena fa tsy misy fanitsiana intsony ¶ sarintany vita kadasitra: sarintany arahina antontan-taratasy maneho ny fitsinjaran'ny tany amin'ny mponina. [SLP 1986] | ||
Traduction française | carte ¶ sarintany fizika: carte Physique ¶ sarintany fototra: carte de base. ¶ sarintany mampiseho soradrefintany: carte topographique. ¶ sarintany notsorina: édition simplifiée, carte simplifiée ¶ sarintany raikitra: carte définitive ¶ sarintany vita kadasitra: plan cadastral. [SLP 1986] | |
Vocabulaire | Géographie: (en général) | |
Illustrations |
| |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |