Entrée sarin-domano (sary, lomano)
Partie du discours locution
Définition malgache fanaovana fihetsika toy ny milomano; ilazana koa ny hafetsena sy olakolaka entina mitana amin' ny famotorana [Rajemisa 1985]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31