|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sarimpapango |
| Singan-teny | 2 sary, 3 papango |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny
[1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Mpanahaka | 7 papangohazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|