|
|
|
|

Teny iditra1 sari-monina
Singan-teny  2sary, 3monina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray. [1.1]
Ohatra  6 Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika. [2.508#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 ranomasiñy, 9 sari-monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02