Entrée sarimbo
Partie du discours nom
Définition malgache Lamba tenom-betsileo vita amin' ny landy sy hafotra na amin' ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika -- Akanjo toy ny sikina anaovan' ny vehivavy betsimisaraka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2009/02/23