Entrée sarim-bavy (sary, vavy)
Partie du discours locution
Définition malgache Lehilahy manao fihetsika amam-piteny toy ny vehivavy; lehilahy manao ny fombafomban' ny vehivavy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31