|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sapile |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. chapelet] Fitohitohizam-boa toa vakana dimampolo mizarazara ho antokony tsifolofolo hanisana ny "Arahaba, ry Maria", fivavahana ataon' ny katolika amin' i Masina Maria:
4 Manao sapile. / Toko sapile roa no asa fivalozana azoko [1.1] |
| Voambolana | 5 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | 6 elipsa, 7 pisale, sapile |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|