|
|
|
|

Teny iditra1  sapapa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza tandrok' omby miolaka miakatra; tandroka mivolantsinana tonga lafatra ka tian' ny olona izaitsizy fa mahatsara bika ny omby [Bara] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08