|
|
|
|

Teny iditra1  santimetatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 centimeter [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 centimetre [3.1]
Ohatra  5  Nokendain'i Fandrava indray ny tendany ka raha tsy nintranga nisy folo santimetatra ny lelany tsy nesoriny ny tanany. [2.895#]
6  Lakambe natao tamin' ny hazoala ary mirefy folo metatra amin' ny lavany, iray metatra amin' ny sakany ary sivifolo santimetatra amin' ny halaliny. [2.508#]
Voambolana  7  Toerana
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09