|
|
|
|

Teny iditra1  sampivony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilazana ny olona miteraka lahy sy vavy mifandimbindimby hatrany: Manao sampivony [1.1]
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  5  sampibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08