Entrée | samonina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana ¶ Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina ¶ Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely. [Rajemisa 1985] | |
Dérivations |
| |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |