Entrée samby
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] Samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [1.78]
 Jereo samy [1.1]
Explications en français Comme samy [1.3]
Exemples 
1Samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby. [2.606]
2Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy. [1.406]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée samby
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano [1.1]
Explications en français Guifette moustac (Chlidonias hybridus) [4.22]
Nom scientifique Chlidonias hybridus
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/12/20