|
|
|
|

Teny iditra1  sakondry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana famakiloha [1.1]
4 Bibikely marani-doha mipetraka amin'ny vahy sasantsasany, toy ny tsidiny na ny kalamaka [Betsimisaraka] [1.1]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  sakondry, 7 sandroky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02