|
|
|
|

Teny iditra1  sakoda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely: mitorovoka amin' ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy ny sahona, sady mihirahira no mandon-tratra [1.1]
Voambolana  4  Kilalao

Fivaditsoratra  5 Sadoka, sakoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12