Entrée | sakivy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy) [1.1] | |
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Synonymes | sakoivy | |
Mis à jour le 2020/07/31 |