|
|
|
|

Teny iditra1  sakeli-mihoa-joro
Singan-teny  2 sakelika, 3 mihoatra, 4 zoro
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry 9  Toe-karena: fambolena
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08