|
|
|
|

Teny iditra 1  sakasaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka+Bara+Tanosy] lohasaha [1.78]
4 [Bara] sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa [1.78]
5 [Mahafaly] renirano madinika, lakandrano [1.78]
6 [Tanosy] dilana, hadilanana [1.78]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sakasaka

Fivaditsoratra  8 kasakasa, sakasaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04