Entrée |
sakaiza manody
|
Mots élémentaires | sakaiza ; manody |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1]
|
Explications en français | Faux ami, traître, homme perfide [1.196]
|
Exemples | Sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa.
[2.472]
|
Proverbes |
|
Entrée |
sakaizamanody
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|