|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sahatry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 sarisary ratsy endrika anaovana faditra angatra [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  sahatry
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 zavamahagaga [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 prodige [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)8  sahatry
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 ampy, sahaza, sahady [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  11 haratsy, 12 hatsary, 13 hisatra, 14 raha tsy, sahatry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12