Entrée | safotofoto (fotofoto) | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny Toetran' ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |