Entrée safoina (safo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy
Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana
Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1]
Morphologie 
Présent : safoina, safoiko, safoinao, safoiny, safointsika, safoinay, safoinareo, safoin', safoin-, safoim-, safoi-
Passé : nosafoina, nosafoiko, nosafoinao, nosafoiny, nosafointsika, nosafoinay, nosafoinareo, nosafoin', nosafoin-, nosafoim-, nosafoi-
Futur : hosafoina, hosafoiko, hosafoinao, hosafoiny, hosafointsika, hosafoinay, hosafoinareo, hosafoin', hosafoin-, hosafoim-, hosafoi-
Impératif : safoy
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05