Entrée sady taviny no volony (sady, tavy, no, volo)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2010/05/25