Entrée rosoana (roso)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany: Rosoana vary ny vahiny
Morphologie 
rosoana
rosoako
rosoanao
rosoany
rosoantsika
rosoanay
rosoanareo
rosoan'
rosoan-
rosoam-
rosoa-
norosoana
norosoako
norosoanao
norosoany
norosoantsika
norosoanay
norosoanareo
norosoan'
norosoan-
norosoam-
norosoa-
horosoana
horosoako
horosoanao
horosoany
horosoantsika
horosoanay
horosoanareo
horosoan'
horosoan-
horosoam-
horosoa-
rosoy
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31