|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 roranga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] Tanety rakotra bozaka
[1.1] 4 velaran-tany misy vilona sy hazo madinika mahalana firaofan'ny biby [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 savane arborée
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how roranga |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|