Entrée rorampiso
Mots élémentaires rora ; piso
Partie du discours nom
Explications en malgache Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana [1.1]
Vocabulaire 

Entrée roram-piso
Mots élémentaires rora ; piso
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/01