|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rongotina |
| Fototeny | 2 rongotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavajavatra betsaka entina mimaka amin' ny tena ka somary manahirankirana:
5 Norongotiny daholo ny akanjony sy ny lambany [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | rongotina, 10 tangorony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|