|
|
|
|

Teny iditra1  rohontany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12