| Entrée | 1 rodorodo |
| Radical | 2 rodo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana Hamaikana, hadodonana [1.1] |
| Exemples |
5 Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo.
[2.4]
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 24 Son |
| Analogues | 25 rotoroto, korododo, korobobo, heninkenina |
| Anagrammes | 26 dorodoro, 27 rodorodo |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|