Entrée roboana (robo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Fitahina amin' ny teny mamy, dokadokafana: Noroboan' ny namany izy dia roso tokoa [1.1]
Morphologie 
Présent : roboana, roboako, roboanao, roboany, roboantsika, roboanay, roboanareo, roboan', roboan-, roboam-, roboa-
Passé : noroboana, noroboako, noroboanao, noroboany, noroboantsika, noroboanay, noroboanareo, noroboan', noroboan-, noroboam-, noroboa-
Futur : horoboana, horoboako, horoboanao, horoboany, horoboantsika, horoboanay, horoboanareo, horoboan', horoboan-, horoboam-, horoboa-
Impératif : roboy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20