Entrée roambinifolo (roa, amby, folo)
Partie du discours adjectif
Définition anglaise twelve [3.1]
Définition française douze [3.1]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Exemples 
1NY TENDROMBOHITRA ROAMBINIFOLO. [Randriamamonjy: Tantara, page 423]
2Ny heloka roambinifolo mahafaty. [Randriamamonjy: Tantara, page 417]
3Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [Razoharinoro: Soratra, page 172]

Entrée Roambinifolo (roa, amby, folo)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? [Rahajarizafy: Kabary, page 67]

Mis à jour le 2017/04/30