Entrée ritsoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha
¶ Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [1.1]
Explications en français chuchotement [1.3]
Dérivés 
Proverbes 

Anagrammes sikotra, sokatry, sokitra, tsikora, tsorika, kositra

Mis à jour le 2021/07/28