Entrée rija
Partie du discours nom
Traduction française rigueur [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
 compacité [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée rija
Partie du discours nom
Définition malgache Hira atao miaraka amin' ny dihy mitoto tany fanaon' ny Betsileo [Rajemisa 1985]
Traduction française chanson betsileo [Rajaonarimanana 1995]
Exemples Indreny ny ankizy tao an-tanàna nilahatra nihira sy nandihy, nanao rija, hoy izy tompon-tany. [Rajaonarivelo: Bina]

Mis à jour le 2020/07/31