|
|
|
|

Teny iditra1  resaresa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toy ny an' ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 démarche traînante, comme celle des canards; lenteur, paresse, mollesse [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  resaresa, 19 serasera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19