Entrée rendrirendry
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31