|
|
|
|

Teny iditra1  rejisitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Boky fitanana anarana [1.1]
Ohatra  4  Izay lany dia nitondra ny karany eo amin' ny latabatra anankiray izay nisy naka ny anarany sy ny fonenany ary nitana izany tamin' ny rejisitra teo anoloany. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12