|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ranao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 zaobavy
[1.476] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a word for zaobavy
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 5 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (2/2) | 6 ranao |
| Sokajin-teny | 7 anarana ra sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 your blood
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 ton sang, votre sang
[3.1] |
| Ohatra |
10 Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao!
[2.285#]
|
| Fivaditsoratra | 11 anaro, 12 arano, 13 aroña, Arona, arona, 14 orana, ranao, 15 raona, 16 roaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|