|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 razorazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rozaroza, raviravy, toetran' ny zavatra anankiray lava mikiraviravy; haosana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | razorazo, 21 rozaroza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|